|
|
|
|

Teny iditra1 tratra ambody omby
Singan-teny  2tratra, 3ambody, 4omby
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 azo eo am-panaovan-dratsy indrindra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 caught in the act [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 pris en flagrant délit [1.8]
Tovy hevitra  9azo ambody omby

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12